Entrée |
volana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [ vôlaña ] [Sihanaka]
teny [Rakotosaona 1975]
|
| Teny atao, teny aloakan' ny vava [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | speech [Abinal 1888, Hallanger 1973]
|
| speaking [Hallanger 1973]
|
Explications en français | parole [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| promesse, engagement [Abinal 1888]
|
| action de parler [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
Morphologie |
volana
volako
volanao
volany
volantsika
volanay
volanareo
volan'
volan-
volam-
vola-
| |
-bolana
-bolako
-bolanao
-bolany
-bolantsika
-bolanay
-bolanareo
-bolan'
-bolan-
-bolam-
-bola-
| |
|
Synonymes | |
Mots composés, titres, noms |
|
Citations |
|
Entrée |
volana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Antontan-javatra mihodina manodidina ny tany nefa mandray hazavana avy amin' ny masoandro, ka io hazavana io no atarany ety amin' ny tany rehefa mifanitsy ny faritra voazavan' ny masoandro aminy sy ny tany: Telo andro sisa dia ho fenomanana ny volana [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | the moon [Hallanger 1973]
|
Explications en français | la lune [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
Analogues |
fenomanana |
Exemples |
|
Citations |
Articles |
|
Entrée |
volana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny fotoana ihodinan' ny volana manodidina ny tany ¶ Ny volana malagasy dia mifanentana amin' ny fihodinan' ny volana manodidina ny tany mihitsy ka maharitra 28 andro mahery kely hatrany ary roa ambin' ny folo no isany: alahamady,
adaoro,
adizaoza,
asorotany,
alahasaty,
asombola,
adimizana,
alakarabo,
alakaosy,
adijady,
adalo,
alohotsy, fa ny volana vazaha kosa dia notsinjaraina mitovitovy faharetana fotsiny:
zanvie: 31 andro, fevrie: 28 na 29, marsa: 31, avrily: 30, may: 31, jiona: 30,
jolay: 31, aogositra: 31, septambra: 30, oktobra: 31, novambra: 30, desambra: 31.
[Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | a month [Hallanger 1973]
|
Explications en français | le mois [Hallanger 1974]
|
| mois [SLP 1986]
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
Tableaux et planches |
|
Exemples |
|
Citations |
Articles |
|