Index

Proverbs : Ivakiniadiana

Proverb 1Antananarivo no tsara trano ka Ivakiniadiana no sola vantony. [2.558 #326, 2.653 #245, 1.1]
Malagasy interpretationNy soa ho an' ny sasany indraindray mitarika fahavoazana ho an' ny hafa. [1.1]

Proverb 2Ravim-bomangan' Ivakiniadiana ka marani-tsofina tsy ombin' Andriana. [2.558 #3732]
Ravimbomangan' Ivakiniadiana ; mirani-tsofina tsy ombin’ Andriana. [2.653 #2775]

Index