Entry | 1 amboanala (amboa) |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Zoology: mammals |
Explanations in Malagasy |
4 Anarana nomena ny antokom-biby misy ny babakoto ary matetika aza dia ny babakoto ihany no antsoin' ny maro hoe amboanala [1.1] |
Explanations in English |
5 Generic name for lemurs. [1.2] 6 Indri (Indri indri) [2.233] |
Explanations in French |
7 Sorte de lémurien [1.19] 8 Lémur macaco [1.54] 9 Indri (Indri indri) [2.233] |
Examples |
10 Efa nadiva ho tafavoaka ny ala izy, vao nahita amboanala [2.649#] |
Synonyms | 11 babakoto, endrina |
hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Tables and plates |
33 The Lemurs |
Updated on 2023/03/19 |