|
|
|
|

Entry (1/2)1  hahay
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: mammals
Explanations in Malagasy  4  Anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78]
Explanations in English  5  Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
Explanations in French  6  Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
Synonyms  7  aingitra
Other spellings  8  ahay, aiay
hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates  30  The Lemurs

Entry (2/2)31  hahay (hay)
Part of speech  32  future of active verb mahay
Examples  33  Toa tokana ihany hatrany no tao an-dohany : ny hahay taratasy! [2.356]
34  Iza no hahay hitantara ny hamaizinan' ny tao an-tokan-tranon' i Bina? [2.499]
35  Aoka ianareo hahay mijery sy mandinika ny zava-dehibe kokoa noho ny volon-doha. [2.528]

Anagrams  36  ahahy, hahay

Updated on 2023/03/19