|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kotrika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fambomban' ny vorona ny atodiny mba hafana ka hahafoy azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 action de couver ou de faire couver
5 état de celui qui est casanier; attention, petits soins comme ceux de la poule pour ses oeufs [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)22  kotrika
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny frantsay  24 terme de jeu de billes [1.3]
Voambolana  25  Kilalao

Teny iditra (3/3)26  kotrika
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny anglisy  28 weasel sportive lemur, weasel lemur (Lepilemur mustelinus)
29 small-toothed sportive lemur, small-toothed weasel lemur (Lepilemur microdon)
30 eastern lesser bamboo lemur, gray bamboo lemur, gray gentle lemur (Hapalemur griseus griseus) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  31 Lépilemur (Lepilemur mustelinus)
32 Lépilemur aux petites dents (Lepilemur microdon)
33 petit hapalémur (Hapalemur griseus griseus) [2.233]
Voambolana  34  Haibiby: mampinono
Mpanahaka  35  bokombolo, 36  fitiliky, 37  hataka, 38  trangalavaka
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  116  label="lemurs" run="lemurs?f=2&w=kotrika" />

Fivaditsoratra  117 katroky, 118 kitroka, kotrika

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26