Entry karany > kara-
Part of speech morphological form of karaka
Phytonyms 

Entry karany > kara-
Part of speech morphological form of karatra
Compound words 

Entry karany > kara
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] karaha [1.19]
Synonyms karaha

Entry karany > kara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Kary: Kara tomañy am-bohom-bala ka tsy ba mañosa-vy fa mañambara loja (kary tomany any ivelan-tanana tsy mba mamosavy fa milaza loza) [1.78]

Entry karany > kara
Part of speech noun
Explanations in French  [Tandroy] Bridelia pervilleana var. humbertii Leandri (Euphorbiaceae). Arbuste croissant sur les dunes maritimes du Sud, parmi les broussailles épineuses. Encore appelé kitata. [1.196]
Scientific name Bridelia pervilleana var. humbertii
Vocabulary 

Anagrams 

Entry karany > hara-
Part of speech morphological form of haratra
Compound words 

Entry karany > hara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanosy] Akora [1.78]
 Zavatra nalaina tamin' ny akorandriaka fanao bokotra na haingon-javatra; lanin-kazandrano manify [1.1]
Explanations in English Mother-of-pearl. [1.2]
Explanations in French  [Taisaka] Coquille [1.82]
  [Sakalava] Ce mot désigne la coquille d'un oeuf ou d'un mollusque (nacre), mais il s'emploie aussi pour le péricarpe durci de certains fruits. D'après J. Lombard, ASEMI, vol. 7, fasc. 2-3, p. 211 (1976), on l'employait en composition. Exemple : Hara-papazy (sakalava) écuelles à très bon marché, faites d'une écorce de papaye séchée. [1.196]
Compound words 

Entry karany > hara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Tanety, vatolampy [1.78]
Explanations in French  [Taisaka] Rochers [1.82]

Entry karany > hara
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Cadavre, après l'ensevelissement. [1.19]

Entry karany > hara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Arosy (vorona) [1.78]
Vocabulary 

Entry karany > hara
Part of speech noun
Explanations in French  [Merina] (de hara : matière qui peut être utilisée en couche très mince comme la nacre, l'écaille, etc.) Nom d'une paille à chapeaux très fine qu'on utilise pour de menus ouvrages : Loudetia simplex subsp. stipoides Bosser (Poaceae). [1.196]
Scientific name Loudetia simplex subsp. stipoides
Vocabulary 

Anagrams 

Entry karany > kana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. [1.1]
Explanations in French Habile, rusé, roué [1.3]
Compound words 

Entry karany > karana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (fihasimban' ny hoe harana).
Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1]
Vocabulary 
Synonyms rikarikan-taolana
Compound words 

Entry karany > karana
Part of speech noun
Explanations in French Armature, canevas [1.13]
Compound words 

Entry karany > karaña
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Brisants. (rìva). [1.19]
Vocabulary 

Entry karany > kana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Momba an' i India, an' i India na avy any India: Hafahafa ny fomba karana raha misakafo [1.1]

Entry karany > Kana
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Explanations in Malagasy Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Indes (Azia atsimo): Anisan' ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, nefa misy manana tapitr' ohatra koa [1.1]
Explanations in English An East Indian or Pakistanese [1.7]
Explanations in French Indien ou Pakistanais [1.8]
 Indien, Hindou [1.13]
Vocabulary 

Entry karany > Karàna
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Cheran [2.996]
Explanations in French Kerân [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Kerana
Biblical quotes 

Anagrams 

Entry karany > haraka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Bara] Mangetaheta [1.78]
  [Bezanozano] Sasatra [1.78]
 Maina, makiana noho ny herin' ny afo na ny masoandro [1.1]
Explanations in English Dried up, scorched, parched, exhausted, enfeebled, wearied, tired. [1.2]
Explanations in French Trop sec, cassant par trop de chaleur, calciné, grillé
Qui se morfond, qui attend en vain: Haraka foana eo ianao (Vous vous morfondez, vous attendez longtemps en vain) [1.3]
  [Tankarana] épuisé, qui a peiné. [1.19]
Derivatives 
Compound words 

Entry karany > haraka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Enti-milaza ny zavatra atao ka mampazoto ny tena tokoa ny manao azy [1.78]

Entry karany > haraka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Lakana fitondra an-dranomasina [1.78]
 Hazo lehibe marokoroko ny hodiny, fanaovana lakana [1.1]
Explanations in French  [Taisaka] Pirogues de mer [1.82]
Vocabulary 

Entry karany > haraka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kofehy mitana ny tenany amin' ny tenona mba hitsofohan' ny fahany [1.1]
Explanations in English The heddles of a loom [1.7]
Explanations in French Lisses du métier
Action de lier les pierres sur les traineaux [1.3]
 Les lisses d'un métier [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 

Entry karany > haraka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fakana an-kery, fihinanam-bahoaka an-kafetsena. [1.1]
Explanations in French Extorsion, exaction [1.3]
Derivatives 
 

Entry karany > haràka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Taolan-tena iray manontolo [1.78]
  [Bara] Taolambalo [1.78]
Explanations in French  [Taisaka] Squelette [1.82, 1.78]
Vocabulary 

Entry karany > haraka
Part of speech noun
Explanations in French (pris adjectivement, ce mot signifie trop sec, trop cassant ; on le donne à des bois sans emploi, qui ne servent que de combustible). Ce sont surtout suivant les régions :
[Betsimisaraka] -- Asteropeia amblyocarpa var. matrambody Capuron (Asteropeiaceae) ;
-- Cordyla haraka Capuron et
-- Xanthocercis madagascariensis Baill. (Fabaceae).
-- Homalium planiflorum (Boivin ex Tul.) Baill. (Salicaceae).
[Tanosy] Asteropeia multiflora Thouars (Asteropeiaceae). [1.196]
Scientific name Asteropeia amblyocarpa var. matrambody, Asteropeia multiflora, Cordyla haraka, Homalium planiflorum, Xanthocercis madagascariensis
Vocabulary 

Entry karany > haraka
Part of speech noun
Explanations in French  [Merina] (du malais kerak) Riz (paddy) qui vient juste d'être battu et qu'on fait sécher au soleil. [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Entry karany > karatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Taratasy baoritra fahazoa-miditra amin' ny lanonana na fiara andoavam-bola, izay manamarina fa efa nahaloa vola ny tena: Efapola ariary ny karatra fidirana amin' ity rindran-kira ~ Roanjato ariary ny kara-tsaran-dalana mankany Toamasina [1.1]
Explanations in English A card, a ticket [1.7]
Explanations in French Carte d'entrée, billet [1.8]
Synonyms bie
Compound words 

Entry karany > karatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Taratasy fanoratana ny karazan-ketra rehetra aloa amin' ny fanjakana
Mitovy hevitra: hajia ~ hetra ~ isam-pangady ~ tongoamihonkona ~ vodihena [1.1]
Compound words 
Origin French: carte.
Analogs  karamanga

Entry karany > karatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Baoritra filalaovana misy marika sy sary, ary mitovy soratra ny vohony [1.1]
Vocabulary 
Synonyms karatra filalaovana
Compound words 
Analogs  joro ~ lalitra ~ tangontsotrobe ~ samamena
Illustrations 

Anagrams 

Entry karany > harana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Vato, taolana na zavatra hafa maty toy izany [1.78]
 Tendrombohitra vato: Haram-bato
Akoran-javatra mafy ary mangirangirana [1.1]
Explanations in English A rocky place [1.7]
Explanations in French Grands rochers [1.8]
Examples 
1Dia takona izy, takon' ny kirihitr' ala kely manao ankaso nitahiry ny hasoan' ny bikany, toa zanak' osy mifalihavanja eny an-tampon' ny harana. [2.499]
2Ny lakato, dia iaraha-mahalala, fa izay lava-bato eny amin' ny harana izany, matetika sarotra anihina izy ireny fa indraindray amina hantsana mahatahotra tokoa no misy azy; [2.245]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Compound words 
Ethnonyms 
Toponyms 

Entry karany > harana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Taho na zaran-javatra, zarana: Haran' angady [1.1]
Compound words 
Anthroponyms 

Entry karany > harana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitadiavana, fikarohana sy fihazana [1.1]
Derivatives 
 

Entry karany > haraña
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Hantsana amoron-drano, tevana [1.78]
  [Tanala] Hantsana, tevana [1.78]
Toponyms 

Entry karany > harana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Akoran-driaka: Lehe malaka haraña añareo ko manao va soa amin'ny rano [1.78]
Explanations in French  [Tankarana] Corail. [1.19]
Vocabulary 
Compound words 

Entry karany > harana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka, Tanala] Akora [1.78]
Explanations in English Sea shells; an eggshell [1.7]
Explanations in French Coquillage; coque des oeufs [1.8]
Vocabulary 

Entry karany > harana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] (haraña) faty maina, faty maina havadika, tolan'olona maty [1.78]
  [Sihanaka] Faty maina [1.78]

Entry karany > harana
Part of speech noun
Explanations in English A plant from which sticks for the ribs of umbrellas are obtained. Same as hazoharana. [1.2]
Explanations in French  [Betsimisaraka] (de harana : action de rechercher activement quelque chose ; voir aussi haramboanjo) Arbre non identifié à bois très nerveux. Les petites branches très élastiques servaient autrefois en guise de baleines pour les ombrelles et parapluies confectionnés à Madagascar. On l'appelle aussi hazoharana . [1.196]
Vocabulary 
Phytonyms 

Entry karany > Harana
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Harana [2.996]
 Haran [2.996]
Explanations in French Harân [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Aràna
Biblical quotes 
Article 

Anagrams 

Entry karany > karaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fipiakan-javatra na fipoaka, heno midridroka [1.1]
Derivatives 
Phytonyms 

Entry karany > karaka
Part of speech noun
Explanations in French Nom général donné à des arbres ou arbustes à bois cassant [1.196]
  [Tankarana] Nom générique des pandanus (Pandanaceae) dont on tire de nombreux usages : les feuilles servent pour la couverture des maisons. Les fruits très fibreux sont néanmoins sucés pour en exprimer le jus sucré. On en prépare des boissons fermentées. Voir karadrano, karakantety, kararema. [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Entry karany > haratra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanakakasana ny volo amin' ny hareza na amin' ny lelan' antsy maranitra [1.1]
Explanations in English The act of shaving [1.7]
Explanations in French Action de se raser [1.8]
Examples 
1Tandremo tsy haratra intsony ilay faritra. [2.424]
2Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy. [2.472]
Derivatives 
 
Toponyms 

Entry karany > haratra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hazo lava mampitohy ny tapenaka roa eo antenatenany ambony kely (haratra ambony) ary eo ambany (haratra ambany) andany roan' ny vovonana, ka ipetrahan' ny lohatrano [1.1]
  [Sihanaka] Hazo lolohavin'ny andriambo [1.78]
Explanations in English The purlins in the roof of a house. [1.2]
 A purlin or lengthwise stringer under a roof [1.7]
Explanations in French Les pannes des toits [1.8]
Compound words 
Analogs  hara-boalavo ~ mitatao haratra ambany ~ mitatao haratra ambony

Entry karany > haratra
Part of speech noun
Explanations in English  aratra [1.7]
Explanations in French  aratra [1.8]

Anagrams