Entry |
lalao
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fialam-boly na fialan-tsasatra, ka ny sasany fandaniana andro fotsiny, ny sasany fampitomboanaherim-batana na herin-tsaina: Be lalao loatra ny zanakao no tsy androsoany amin' ny fianarana Lanonana misy zavatra mahafinaritra: Nisy lalao mahavariana tao antranom-pokonolona omaly Vazivazy: Misy manao lalao ratsy izany.
[1.1]
|
Explanations in English | Play, recreation, amusement [1.7]
|
Explanations in French | Jeu, amusement [1.8]
|
Examples |
1 | Lalao tsy mahomby loatra ity.
[1.437]
|
2 | nefa inona no lalao hataontsika?
[2.69]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Anthroponyms |
|
Proverbs |
Article |
|
Entry |
lalao
(lala)
|
Part of speech | imperative of passive verb lalaina
|
Examples | Lalao ny ray aman-dreninareo, rankizy
[1.1]
|
|