Entrée | mafana (fana) | ||||
Partie du discours | adjectif | ||||
Explications en malgache | Tsy mangatsiaka, tsaroana fa somary mahamay: Efa mafana ny rano ¶ Mahatonga ny tena hahatsiaro hafanana, madisadisa ohatra ny tenehina: Mafana izany andro izany ¶ Mitana hafanana, manome hafanana: Akanjo mafana ¶ Sady betsaka no mihetsiketsika fatratra: Mafana ny asa atỳ avaratra atỳ, izany! ¶ Enti-milaza olona mampiseho fahazotoana, fahavitribitrihana amin' ny asa ataony (matetika anefa ny hoe mafana fo no ampiasaina amin' itỳ hevitra farany itỳ): Mafana Rangahy iny rehefa miasa [Rajemisa 1985] | ||||
Explications en anglais | warm, hot [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||
Explications en français | chaud; qui a chaud [Hallanger 1974] | ||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||
Analogues | migaingaina ~ midaindaina ~ manevoka | ||||
Exemples |
| ||||
Citations | Proverbes contenant le mot mafana | ||||
Toponymie | |||||
Entrée | Mafana (mafana) | ||||
Partie du discours | nom propre (toponyme) | ||||
Vocabulaire | Géographie: agglomérations | ||||
Coordonnées | -15.85, 46.7666667
-20.2166667, 45.8833333 | ||||
Toponymie | mafana | ||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |