Entrée nombako > ombana (omba)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Rakofana, sakobonina, amin' ny lamba na ny elatra; arovana: Ombany ny elany ny zanany [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to be accompanied by, to be associated with. [Richardson 1885]
 to be covered, to be protected [Hallanger 1973]
Explications en français qu'on couvre, qu'on protège [Hallanger 1974]
Morphologie 
ombana
ombako
ombanao
ombany
ombantsika
ombanay
ombanareo
omban'
omban-
ombam-
omba-
nombana
nombako
nombanao
nombany
nombantsika
nombanay
nombanareo
nomban'
nomban-
nombam-
nomba-
hombana
hombako
hombanao
hombany
hombantsika
hombanay
hombanareo
homban'
homban-
hombam-
homba-
ombao, ombay
Mots composés, titres, noms 
Exemples Antenainay fa hanamora ny asan' ny mpampianatra eo amin' ny fampianarany ny taranja Malagasy ireo andiana boky ireo izay ombana boky torolalana. [FOFAFIPE: Tongavola, page 3]
Citations 

Entrée nombako > omba
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] fiarahana [Rakotosaona 1975]
 Fiarahan-dalana, fanjohiana na fanenjehana avy ao aoriana, fanarahana hevitra [Rajemisa 1985]
Explications en français action de suivre, d'aller ensemble
¶ action de se ranger du côté de quelqu'un [Abinal 1888]
Dérivations 
Morphologie 
omba
mba

Entrée nombako > omba
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandrakofana; fiarovana amin' ny hatsiaka na rivotra; fisakobonana amin' ny lamba na zavatra hafa tsy hangatsiaka, mbomba. [Rajemisa 1985]
Explications en français action de couvrir, d'envelopper
¶ action de protéger [Abinal 1888]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Entrée nombako > omba
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Taisaka] inoana [Rakotosaona 1975]

Entrée nombako > omba
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] mponina an'ala fahagola, olon-dia ankehitriny
¶ olon-dia, fanampiana, adala mirenireny an'efitra [Rakotosaona 1975]

Entrée nombako > omba
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] sangomby [Rakotosaona 1975]