Entry atodiosy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Karazam-bakana ambony karazana [1.78]
 Vakana hala tahaka fotsy misorasoratra manga [1.1]
Explanations in English A kind of bead. [1.2]
Explanations in French Perle fausse, blanche à raies bleues [1.3]
 [ atodinosy ] [2.570]
Examples Inona ary izany : Andriana maka atodiosy? [2.69]
Synonyms atodinosy
Elementary words atody ; osy
Hyperonym vakana
Co-hyponyms ampamelona, angareja, atodimpody, bijikely, diantsiriry, dosy, fenomanana, fierenana, hange, hangy, harenatsymaty, ilijavona, jijikely, lakambazimba, mafiantena, mahafehitena, maitsomanana, malaimisaraka, mananjara, manarimbintana, manavodrevo, manjakabeantany, marojinja, masondandy, samisamy, soamalama, soamanodidina, tafita, tahonanganala, tananorana, tohyvandana, tongahasina, tongarivo, tratramborona, tratramborondreo, tsiambandrafy, tsiambanindahy, tsiambanindrafy, tsiatosika, tsilaiby, tsilaimby, tsilaitra, tsileomparimbona, tsileondoza, tsimarofy, tsimatinarivolahy, tsiribihy, tsitiamivonto, tsitiamoty, vakamaivana, vakambazimba, vakambony, vakamiarina, vakamifidiandriana, vakampotsy, vakandosy, vakandranolalina, vakanjirika, vakankaranana, vakantainjaza, vakantany, vakantody, vakantsilaiby, vakantsileondoza, velomiriaria, velomody, velonarivotaona, voahangindrano, voahangy, vonibe, vonibezara, vonifotsy, vonikely, vonimbazaha, voniravo, vorinosy
Tables and plates The Malagasy Beads
Quotes 

Updated on 2023/03/19