Entry | 1 maitsomanana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazam-bakana [1.1] |
Explanations in French |
4 Nom d'une perle [1.3] |
Examples |
5 Cameron sy £500 hividianany vatosoa fanao maitsomanana. [2.649#] 6 Ary hoy izy: tsy misy zavatra hafa tsy akory fa maitsomanana ihany, koa izay tratry ny ahy dia vidiko, fa ny vola ety miasa, koa raha lany izy dia manafatra indray. [2.366#] |
Elementary words | 7 maitso, manana |
hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Updated on 2024/08/04 |