Entry | 1 vakampotsy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Vakana madinika fotsifotsy fanaon' ny olona akotso amin' ny lamba landy [1.1] |
Explanations in French |
4 Petites perles blanches [1.3] |
Examples |
5 haranan' akoho, sy lamokana voavahy tsy vanona, sy votoatin' ambiaty, sy vakampotsy tokana [2.48] |
Elementary words | 6 vakana, fotsy |
hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Updated on 2024/08/04 |