Entry | mazaza (zaza) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Maitso manopy mavo toy ny tain-jaza Malazo ary efa simba: Efa mazaza ireto anana ireto ka tokony hariana Enti-milaza fitafiana lena tsy nahahy ka niova volo [1.1] | |
Updated on 2023/01/20 |