Entry | ngaly | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Mainty mangirangirana; maizina tanteraka [1.1] | |||
Explanations in English | Intensely black, dark [1.2] | |||
Explanations in French | Noir luisant [1.3] | |||
Examples | Ngaly sady ngizina ny haizin' ambanivohitra fa tsy mba nanana jiro varatra hamotsiana azy iretsy mpamboly mandadiana.
[1.281] | |||
Morphology |
| |||
Derivatives |
| |||
Compound words |
| |||
Tables and plates | The Colors | |||
Anagrams | langy, linga, ngaly, ngila |
Updated on 2023/06/21 |