Entry | maitso mavana | |
Elementary words | maitso ; mavana | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ilazana ny ahitra milenodenoka, na ny lokon-javatra mitovy amin' izany: Maitso mavana izany lohasaha izany ka maha-te hipetrapetraka [1.1] | |
Explanations in French | Vert brillant tirant sur le jaune [1.3] | |
Examples | Maitso mavana noho ny fitsirin' ny ahitra ny vohitra.
[2.470] | |
Entry | maitsomavana | |
Elementary words | maitso ; mavana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in French | Nom d'une perle [1.3] | |
Tables and plates | The Malagasy Beads | |
Updated on 2023/04/16 |