Entrée lahy
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Manana ny fomba na toetran-dehilahy: Hanao tantsambo hono ny zanany lahy.
Explications en anglais  [Hallanger 1973] masculine
Explications en français  [Hallanger 1974] mâle, masculin
  [Andilidine: Lexique (takila L)] [Sakalava-Mayotte] mâle
Exemples 
1 [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 284] Dekona lahy sy vavy Analakely.
2 [Ndema: Antakay, page 53] ombi-lahy mitrena an-tseranana;
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot lahy (7)
Ambatolahidimy
Ambatolahitelo
  Ambatolahy
Ankililahy
  Iabolahy
Masiakombilahy
  Vatolahy

Entrée lahy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Teny entina milaza olona na biby mifanohitra amin' ny vavy. Raha itenenana olona ny hoe lahy dia fampiasa: 1) Hilazana zanaka lahy: Dimy mianadahy ny zanako; telo vavy, roa lahy. 2) Miaraka amin' ny teny milaza isa: Dia niainga izy roa lahy. 3) Ilazana ny vady lahy: Rasoa no ao fa ny lahy vao lasa nivoaka
Explications en anglais  [Hallanger 1973] a male, a man; a husband
Explications en français  [Hallanger 1974] mâle; homme; mari
Dérivations 
Morphologie 
lahy
lahiko
lahinao
lahiny
lahintsika
lahinay
lahinareo
lahin'
lahin-
lahim-
-dahy
-dahiko
-dahinao
-dahiny
-dahintsika
-dahinay
-dahinareo
-dahin'
-dahin-
-dahim-
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 102] Endrey, hoy ny lahy somary nihoraka;
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha] lahy iray izay no mba azy, tsy mitoetra miaraka aminy akory fa lasa nihary any anindratany any
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot lahy (0)

Entrée lahy
Partie du discours interjection [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tenim-piontanana enti-milaza:
1) Alahelo, tsy fanampoizan-javatra: Lasa tokoa lahy izy!
2) Fiangaviana na fangatahana somary miambezo: Mba omeo aho lahy!
3) Fisalasalana, tsy fahalalana: Asa lahy! fa tezitra foana teo izy
4) Faniriana: Raha nanam-bola aho lahy novidiko itỳ saha itỳ
Explications en anglais  [Richardson 1885] used in phrases like: asa lahy!, tsara lahy!, maty lahy!
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2020/07/31