Entrée | -doka | ||||
Partie du discours | forme morphologique de loka | ||||
Entrée | doka | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Fanindrahindrana olona amin' ny fiderana azy; robo, fiderana olona, izay kendrena hamalifaliana azy, indraindray omban' ny fanantenana hahazo soa avy aminy: Tia doka loatra io mpitondra io ka manjary fatra-pisolelaka ny olona entiny. [Rajemisa 1985] | ||||
Explications en anglais | praise, flattery [Hallanger 1973] | ||||
Explications en français | flatterie [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] | ||||
adulation [Hallanger 1974] | |||||
vanterie [Rajaonarimanana 1995] | |||||
Dérivations |
| ||||
Morphologie |
| ||||
Analogues | dokam-barotra ~ mitady doka ~ tia doka | ||||
Exemples |
| ||||
Citations | Proverbes contenant le mot doka | ||||
Entrée | doka | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Karazan-javamaneno miendrika tehina vita amin' ny volotsangana, saingy olona iray ihany no mitondra azy, dia ny lehilahy mpitarika ny dihy amin' ny lanonan-dehibe toy ny famadihana; atontona anin' ny tany izy mba hidoboka ary asiana korintsana eo an-tendrony [Rajemisa 1985] | ||||
Vocabulaire | Musique: instruments | ||||
Entrée | doka | ||||
Partie du discours | adjectif | ||||
Explications en malgache | [Taimoro] irery, tsy manao inona [Rakotosaona 1975] | ||||
Autres orthographes | doko | ||||
Entrée | doka | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Fandoahana na fandavahana vato iray mba hahazoana manapoaka azy. [Rajemisa 1985] | ||||
Dérivations |
| ||||
Entrée | doka | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en français | [Tankarana] sorte de bambou. [David: Dialectes (takila D)] | ||||
Mis à jour le 2022/01/28 |
![]() |