Entry | 1 n' lapa |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Music: instruments |
Explanations in Malagasy |
4 Amponga tsangana fampiasan'ny faritany andrefana amin'ny lanonam-be: hoditra tokana ihany no eo amin'ny vavany toy ny laona ary fantsika hazo no mitana ny hoditra eo amin'ny vatany. (Tsy miala eo an-dapa izy na vita aza ny lanonana -- Romy no anarany any amin'ny Betsileo). [1.1] |
Hyperonym |
|
Updated on 2023/03/19 |