Entry (1/3) | 1 dory |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Music: instruments |
Explanations in Malagasy |
4 Amponga fampiasa amin' ny lanonana masina fivavahana, tromba... Ngeza kokoa izy noho ny anakidoro. Matetika dia miaraka ny feon' ireo amponga roa ireo ka misy midoboka sy mikarantsana; any amin' ny faritany andrefana sy avaratra andrefana no mampiasa azy [1.1] |
hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Entry (2/3) | 38 dory |
Part of speech | 39 noun |
Explanations in French |
40 Dormir. [1.19] |
Entry (3/3) | 41 dory (dotra) |
Part of speech | 42 imperative of passive verb dorana |
Examples |
43 andeha, dory amin' ny afo izany. [2.996#] 44 dory ireo fako rehetra azo dorana. [2.424#] |
Tables and plates |
45 All the passive imperatives |
Anagrams | 46 dory, odry |
Updated on 2023/03/19 |