Entry (1/3) | 1 tsotsoka (tsoka) |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Music: instruments |
Explanations in Malagasy |
4 Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa vy na haro kely misy vavany ary loaka tokana eo amin' ny vatany fotsiny no tsofina [1.1] |
Explanations in French |
5 sifflet des marins [1.3] |
Hyperonym |
|
Entry (2/3) | 6 tsotsoka |
Part of speech | 7 noun |
Vocabulary |
8 Biology |
Explanations in Malagasy |
9 Nofo mihorona manarona ny filahiana [1.1] |
Explanations in French |
10 prépuce [1.5] |
Entry (3/3) | 11 tsotsoka |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 Anaram-bosotra omena ny Vazaha. Jereo tsitsoka [Tsimihety]
[1.1] |
Explanations in French |
14 (familier) Français. Synonymes: vozongo, vazaha [1.5] |
Updated on 2023/03/19 |