|
|
|
|

Entry (1/2)1  langorony
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Amponga velezina amin' ny tsora-kazo anankiroa; ampiarahina amin' ny ampongabe izy matetika (Langoro no filaza azy koa any amin' ny faritany atsimo)
Explanations in English  4  [1.2] a side drum
Explanations in French  5  [1.3] tambour
Examples  6  [2.48] ary dia mihoby indray ny mozika sy ny amponga be sy ny langorony:
Vocabulary  7  Music: instruments
Synonyms  8  langoroana
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2025/05/11