|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kabosa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4sorte de guitare..
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 5 Feon-kira: zavamaneno |
| Tovy hevitra | 6kabaosa, kabaosy, kabosy |
| Renianarana |
|
| Fivaditsoratra | 129 bôsaka, 130 kabosa, 131 sabòka, 132 Sobaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|