|
|
|
|

Entry (1/2)1  sodina
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Karazan-javamaneno tsofina, vita amin' ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka ireo no ivoahan' ny rivotra ka manome feo samihafa rehefa ampifandimbiasina tsindriana amin' ny tendron-drantsantanana [1.1]
5  Maro ny anarana iantsoana ny sodina eto amin' ny Nosy: soly, sody, kitsody, antsody, kiatsody, antsodina, sobaba [1.1]
Explanations in English  6  A flute [1.7]
Explanations in French  7  Flûte [1.8]
Examples  8  Ny fidobodoboky ny amponga sy feon-tsodina no manampy izany any ivelany. [2.470]
Compound words 
hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  43  Proverbs containing the word sodina
Article  44  Randzavola: sodina ao amin' ny Baiboly (=> zava-maneno)

Entry (2/2)45  sodina
Part of speech  46  noun
Vocabulary  47  Botany
Explanations in French  48  Nom donné aux arbres et arbustes dont les rameaux se prêtent bien à faire des sortes de flûte champêtre ou pipeau. [1.196]

Anagrams  49  diñaso, disaño, sodina

Updated on 2023/03/19