Entry | 1 filiotra |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Music: instruments |
Explanations in Malagasy |
4 Sodina vahiny vita amin' ny karazana fantsona kely nasiana loadoaka enina amin' ny vatany [1.1] |
Explanations in English |
5 a flute [1.2] |
Examples |
6 Niala teo amin' i Jakoba ny hafaliana, ary tsy re intsony ny filiotra amana harpa. [2.996#] |
Hyperonym |
|
Updated on 2023/03/19 |