Entry (1/2) | 1 valiha vata |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 Haro na takelaby no rafetana hitovy bika amin' ny vela ka hatao tariby koa ny tadiny [1.1] |
Synonyms | 4 valiha marovany |
Elementary words | 5 valiha, vata |
Entry (2/2) | 6 valihavata |
Part of speech | 7 noun |
Vocabulary |
8 Music: instruments |
Explanations in French |
9 Piano: ... fa kivazivazy sy hehy aloha no hipetrahan'ise manoloana ny "valiha-vata" (piano) [2.591] |
Examples |
10 mamy tokoa izany mifankahita sy miara miredona hiram-pivavahana na hafa manodidina ny valihavata (piano) [4.40] |
hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Updated on 2023/03/19 |