Entrée | raloba | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Karazana korintsana vita amin' ny sampan-drofia (baobao na bao fombo) norarina ho vata kely fisaka misy tahony efatra ihazonana azy; asiana voa madinika ao anatiny (ny any amin' ny faritany avaratra sy atsinanana ary Sainte-Marie no mampiasa azy) [Rajemisa 1985] | |
Vocabulaire | Musique: instruments | |
Entrée | raloba | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Hira fanao amin' ny fiandrasam-paty any anindran-tany [Rajemisa 1985] | |
Entrée | raloba | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Sihanaka] dihin'ny ntaolo [Rakotosaona 1975] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |