Entry kabaosy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tanalahy resy an' ady [1.1]
Explanations in English A coward, cowardly. See Osa. This word is only used of a conquered chameleon [1.2]
Explanations in French Caméléon vaincu [1.3]
Toponyms 

Entry kabaosy
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Kanosa, tsy sahy miady, kivy ambony ihany: Kabaosy iakihy raha tsy sahy miady amin' io [1.1]
Explanations in French Lâche, poltron, sans coeur [1.3]

Entry kabaosy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1]
Explanations in French  [Tankarana] Sorte de guitare. [1.19]
Vocabulary 
Synonyms kabaosa ~ kabosa ~ kabosy
Hypernym zavamaneno
Co-hyponyms adabo, ambio, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, dretra, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo

Entry Kabaosy (kabaosy)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -17.4666667, 46.1833333

Anagrams 

Updated on 2023/03/19