Entry | diapazona | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [fr. diapason] Vy lavalava kely ohatra ny fanondro, misy sampany roa ny tapany ambony, izay rehefa apoka amin-javatra dia manome feo ka ampiasaina hakana ny haavon' ny hira tiana hatao [1.1] | |
Vocabulary | Music: instruments | |
Hypernym | ||
Co-hyponyms | ||
Origin | French: diapason. | |
Updated on 2023/03/19 |