Entry filiotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Sodina vahiny vita amin' ny karazana fantsona kely nasiana loadoaka enina amin' ny vatany [1.1]
Explanations in English A flute [1.2]
Examples Niala teo amin' i Jakoba ny hafaliana, ary tsy re intsony ny filiotra amana harpa. [2.996]
Vocabulary 
hyperonym 
Co-hyponyms 
Origin English: flute.

Updated on 2023/03/19