|
|
|
|

Entry1  jejy
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Names :
Vocabulary  4  Music: instruments
Explanations in Malagasy  5  Zavamaneno misy tadiny roa ka hatramin' ny enina, kitihina mitovitovy amin' ny gitara, henjanin' ny tohan-kazo vita sokitra, ary voatavo siny izay mifatotra eo akaikin' ny tendrony ilany no manamafy ny feony. Mikarantsana somary kentsona ny feon' ny jejy -- tsy itovizany amin' ireo zavamaneno misy tadiny; aankina amin' ny traira na ny kibo ilay voatavo siny fanamafisam-peo no mahatonga izay feo anankiroa samy hafa izay; miova araka ny faritany ny anarany: jejo na zezo (Antandroy ary ny faritany atsimo rehetra), jenjy (Betsimisaraka sy faritany atsinanana), lokanga voatavo na jejy voatavo (Imerina sy Betsileo) [1.1]
Explanations in English  6  a guitar made with a stick and a gourd [1.7]
Explanations in French  7  espèce de guitare (taper sur cordes) (faite avec une calebasse). [Tankarana] [1.19]
8  espece de guitare montée sur une moitié de citrouille ou de calebasse [1.3#294]
9  sorte de guitare faite d'un bâton et d'une calebasse [1.8]
Examples  10  Nitendry jejy izy ka nandehandeha nangataka; [2.69#]
Other spellings  11  jenjy
Compound words 
Toponyms 
Hyperonym 
Illustrations 
14 

Updated on 2023/10/26