Entrée | kilerao | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Zavamaneno varahina tsofina, izay manana feo mafy mikarantsana ampiasain' ny miaramila ao an-toby na amin' ny matso [Rajemisa 1985] | |
Vocabulaire | Musique: instruments ~ Militaire | |
Origine | Français: clairon. | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |