|
|
|
|

Entry (1/2)1  korintsana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Vocabulary  8  Sound
Explanations in Malagasy  9  Feon' ny voanjavatra maina ao anaty akorany izay mamoaka feo mikitrana rehefa voatohina
10  Feo manenon' ny vilia na vera na vola madinika mifandona [1.1]
Explanations in English  11  tinkling ornaments [1.7]
Explanations in French  12  retentissement d'un grelot, de petits ornements [1.8]

Entry (2/2)13  korintsana
Part of speech  14  noun
Vocabulary  15  Music: instruments
Explanations in Malagasy  16  Zavamaneno mikorintsana manaraka ngodon-kira; samy manana ny anarany avy izy ireo arakaraka ny bikany sy ny zavatra nanaovana azy: ao ny kapoaka (misy na tsy misy tahony hihazonana azy), ao ireo afehy amin' ny hatotanana na ny tongotra ka entina mandihy; ny tsotra indrindra dia voatavo arivolahy efa maina, nesorina ny tao anatiny ary nasiana voa madinika [1.1]
Explanations in English  17  a child's rattle [1.7]
Examples  18  Tamin' izany no nahazon' I Terezy kely korintsana (kilalao vita gasy) sy kavina an-koso-bolamena; [2.470#]
Hyperonym 
Illustrations 
19 

Updated on 2023/03/19