|
|
|
|

Entry (1/2)1  lakolosy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Zavamaneno vita amin' ny halimo, mibikana vara mihohoka, izay misy kiboriny mipaipaika azy ao anatiny ka mahatonga azy haneno; ny lakolosy dia ampiasaina hiantsoana olona na hilaza fotoana na ora: Mamelona lakolosy; tranon-dakolosy [1.1]
Explanations in English  5  a bell [1.2, 1.7]
Explanations in French  6  cloche [1.8]
Examples  7  lakolosy no nanamarika ny fanombohana sy firavan' asa. [2.472#]
8  lakolosy Niato tamin' ny 4 ora sy 15 minitra, tolak' andro, ny fivoriana. [1.368#]
Compound words 
Hyperonym 

Entry (2/2)10  lakolosy
Part of speech  11  noun
Vocabulary  12  Hairstyles
Explanations in Malagasy  13  Fomban-drandram-bolo fanao amin' ny volon' ankizy: avòna eo an-daniny roa ny volo ka manjary toy ny boriborin-dakolosy [1.1]

Updated on 2023/03/19